• Talata 24 Mey 2022
Any Ivelany.SARIMIHETSIKA MITOHY NY FIKETREHANA NY “BAD BOYS 4”

Io tsy misy miato izany, hoy ny filohan’ny marika Sony, Tom Rothman, fa mbola mitohy hatramin’izao ny fiketrehana ny sarimihetsika “Bad Boys 4”.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Mey 2022
Any Ivelany.MINISITERAN’NY RAHARAHAM-BAHINY FRANTSAY CATHERINE COLONNA NO HISOLO AN’I LE DRIAN

Tontosa ny sabotsy teo ny fifamindram-pahefana teo amin’ny minisitry ny raharaham-bahiny frantsay teo aloha, Jean Yves Le Drian sy ny vaovao, Catherine Colonna.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Mey 2022
Any Ivelany.IDRISSA GUEYE NANDA NY FANAMIANA “ARC EN CIEL” MARO IREO OLO-MALAZA MANOHANA AZY

Lasa resabe ny tsy fiakaran’ilay mpilalao baolina kitra senegaley, Idrissa Gueye, kianja nandritry ny lalao nataon’ny ekipany dia ny PSG ny alarobia teo noho ny tsy fanekeny hisalotra ny fanamiana Avana na “arc en ciel”

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Mey 2022
Any Ivelany.MONDIAL 2022 ANY QATAR “TSY 28 ANDRO NO HANOVANAY NY FOMBANAY”

Hentitra ny fitondrana Qatari mikasika ny tompondaka eran-tany eo amin’ny taranja baolina kitra na « Mondial 2022 » atao any Qatar.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Mey 2022
Any Ivelany.Manandona - Vinaninkarena Nozeran’ilay tovolahy ny vato ny lohan-drenibeny

Tsy fantatra intsony na nihetsika aretina ity tovolahy iray voalaza fa voan’ny androbe tany Manandona Vinaninkarena omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Mey 2022
Any Ivelany.TELEFERIKAN’ I TOULOUSE 2 TAPITRISA EUROS ISAN-TAONA NY FIKOJAKOJANA AZY

Nahazo ny teleferikany i Toulouse. 3 km no halavany. Ity no azo sokajiana ho ‘’téléférique urbain” lava indrindra ao Frantsa.

Hamaky ny tohiny
FTT